|
|
|
|

Entry1  mitsako dilana
Elementary words  2 mitsako, 3 dilana
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 manao fihetsehan' ny vava toa mitsako nefa tsy mihinana na inona na inona, tsy misy inona tsakoina; tsy misy hotsakoina fa ny dilana amin' ny vazana no tsakoina; ao anatin' ny fahoriana, ny fahasahiranana [1.1]
Synonyms  6 mitsapodilana

Updated on 2025/09/12